Teny iditra tsatsi-benitra
Singan-teny benitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo) [1.1]
Ohatra Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo. [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24