Teny iditra tselatsela
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] vetivety [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] tsy ela, vetivety [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] kelikely, vetivety [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra tsetsela ~ tsiela ~ tsitsela

2009/02/23