Teny iditra (1/2) | 1 tsemboka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") |
Ohatra |
4 Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324] |
Voambolana |
5 Haiaina |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 dinitra, dinitrombalahy, jijaka, jijika |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tsemboka io |
Teny iditra (2/2) | 14 tsemboka |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony |
Mpanahaka | 17 mivoadinitra, mivoajijaka, mivoajijika, ranoiray, vonto, tsembodratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |