Teny iditra (1/2) | 1 tsena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a market |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#758, 1.8] marché 6 [1.3#758] bazar, la place du marché |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny tsena io |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 27 tsena |
Sokajin-teny | 28 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.1] Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.3#758] action d'aller au-devant, à la rencontre de 31 [1.8] action de rencontrer |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 37 antse, atsen, natse, senta, tsena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |