Teny iditra tsendrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23