|
|
|
|

Teny iditra1  tsendrina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29