Teny iditra tsengoka > tsaingoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra Ary Tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova. [Callet: Tantara]

Teny iditra tsengoka > tsaingoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay plante légumineuse et émolliente [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra tsengoka > tsaingoka
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [Abinal 1888]
Sampanteny