|
|
|
|

Teny iditra1  tsepoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ?
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  6  petsako, potsake, tsepoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21