Teny iditra | tserika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Saina, hevitra [1.78] | |
Teny iditra | tserika | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Gaga [1.78] | |
Fivaditsoratra | karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |