Teny iditra | 1 tsetahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asiana (zavatra) mipetaka tsara, tsatohana (zavatra) eo afovoany tsara, ampidirana (zavatra) avy hatrany: Tsetahana andry eo afovoan' ny tokotany |
Fototeny | 4 tsetaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |