Teny iditra tsia
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy no [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay non [Hallanger 1974]
Mpanahaka  aha

Teny iditra tsia
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] isika [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra tsiana
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra tsia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] zazavavy [Rakotosaona 1972]

2019/08/17