| Teny iditra | 1 tsiahivina |
| Fototeny | 2 tsiahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany.
[2.471#61]
5 tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 tsahina, tsahivina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|