|
|
|
|

Teny iditra1  tsiahivina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tsiahy
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  [2.471] Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany.
8  [4.27] tsiahivintsika ny zava-nisy.
Tovy hevitra  9  tsahina, tsahivina

Fivaditsoratra  10  havitsinay, hivatsiany, tsahivinay, tsiahivina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29