Teny iditra tsibody (tsitra, vody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ireo valala atsipy velona ao anaty afo ka hita fa tsara tono izy rehefa mipoaka ny kibony [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31