Teny iditra tsidihina (tsidika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Vangiana fa sendra nandalo teo akaiky ny tena; vangiana: Tsidiho i Nenitoanao fa manavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be peeped at; to be visited briefly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on épie, qu'on visite en passant [Hallanger 1974]
Endriteny 
tsidihina
tsidihiko
tsidihinao
tsidihiny
tsidihintsika
tsidihinay
tsidihinareo
tsidihin'
tsidihin-
tsidihim-
tsidihi-
notsidihina
notsidihiko
notsidihinao
notsidihiny
notsidihintsika
notsidihinay
notsidihinareo
notsidihin'
notsidihin-
notsidihim-
notsidihi-
hotsidihina
hotsidihiko
hotsidihinao
hotsidihiny
hotsidihintsika
hotsidihinay
hotsidihinareo
hotsidihin'
hotsidihin-
hotsidihim-
hotsidihi-
tsidiho
Teny nalaina 

2013/07/26