Teny iditra | 1 tsidimidimy |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mandeha isan-tokony dimy avy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] cinq à cinq |
Ohatra |
5 [1.357#] Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. |
Fototeny | 6 dimy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |