Teny iditra tsifa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny mivohitra amin' ny tenona (na tenany na fahany) ka manaratsy ny endriny [1.1]

Teny iditra tsifa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tandroka, basy [1.78]
  [Sihanaka, Tanosy] Tandroka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31