Teny iditra | tsifitofito (fito) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sept à sept [3.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |