Teny iditra (1/2) | 1 tsikafara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka 4 [1.13] fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] cérémonie de voeu exaucé |
Ohatra |
6 Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471] |
Teny iditra (2/2) | 7 tsikafara |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Tambahoaka]
faniriana |
Fivaditsoratra | 10 tsakafary, tsikafara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |