Teny iditra tsikanina (kanina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kanina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31