Teny iditra | 1 tsikaritra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] vu rapidement, aperçu un instant |
Ohatra |
5 Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4] 6 Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 12 sikitratra, tsikaritra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |