|
|
|
|

Teny iditra1  tsikelikely
Fototeny  2 kely
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity [1.1]
Ohatra  5  Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470#65]
6  Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471#46]
7  Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472#143]
Tovy hevitra  8 andalandalana
Kamban-teny rehetra  9 sary miova loko tsikelikely

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26