Teny iditra | 1 tsikelikely |
Fototeny | 2 kely |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity |
Ohatra |
5 Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470] 6 Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471] 7 Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472] |
Tovy hevitra | 8 andalandalana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |