|
|
|
|

Teny iditra1  tsiketraketraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.245#91] (dihy) mangoleda, atao intelo isaky ny fiaingana... vao velarina miankavia miankavanana ny faladia (Feon-kirany: Isa, roa, telo: Rakotozafy; Ny any aminay: Rakotozafy; Rapikalahy: Ndemahasoa) [Bezanozano]
Ohatra  4  [2.245] Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07