|
|
|
|

Teny iditra1  tsikiloina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao ara-maso: Tsikiloin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikiloin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika
Fototeny  4  tsikilo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  tsikilovina

Fivaditsoratra  10  atsikilony, itsikiloan, nisolitika, nitsikiloa, tsikiloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21