|
|
|
|

Teny iditra1  tsikiloina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tsikilo
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Atao ara-maso: Tsikiloin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikiloin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika
Tovy hevitra  9  tsikilovina

Fivaditsoratra  10  atsikilony, itsikiloan, nisolitika, nitsikiloa, tsikiloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29