Teny iditra (1/2) | 1 tsikombakomba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#768] entente pour le mal, connivence, conspiration 5 [1.3#768] jeu des enfants se réunissant et s'amusant sous le même lamba 6 [1.196] conjuration, entente secrète entre plusieurs personnes, généralement pour organiser des razzias de boeufs dans d'autres villages |
Ohatra |
7 [2.470] Ny anarany avy no voatonontonona etsy sy eroa moa va tsy niray tsikombakomba tamin-janany. |
Voambolana |
8 Kilalao |
Mpanahaka | 9 kaomiberaka, komahay |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tsikombakomba io |
Teny iditra (2/2) | 14 tsikombakomba |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.196] [Sakalava]
C'est un arbre indéterminé, à bois blanc, employé pour tailler des pirogues monoxyles. On en faisait aussi des talismans pour ceux qui s'adonnaient au vol en bandes. |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |