|
|
|
|

Teny iditra1  tsikovoka
Sokajin-teny  2  anarana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano
Ohatra  5  [2.48] dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala.
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  7  fangorinana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tsikovoka io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10