Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsikozakoza
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Hozohozo, taredretra, tsiredareda, fitadiavam-pivelomana atsỳ arỳ
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsikozakoza
,
mitsikozakoza
matoantenin' ny iharana :
tafatsikozakoza
,
tsikozakozaina
matoantenin' ny fameno :
anatsikozakozana
,
itsikozakozana
anarana :
fanatsikozakoza
,
fanatsikozakozana
,
fitsikozakoza
,
fitsikozakozana
,
mpanatsikozakoza
,
mpitsikozakoza
mpamaritra :
mahatsikozakoza
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31