Teny iditra tsiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A smile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de rire en montrant les dents [1.3]
 Sourire [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe: [2.470]
2sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [2.471]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31