Teny iditra | tsiky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A smile [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de rire en montrant les dents [1.3] | |||||||||||||||
Sourire [1.3, 1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kitsy, tsiky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |