Teny iditra | 1 tsilaolao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kilalao madinika natao hanarian-dia sy hialana voly: Ny kindriandriana dia tsilaolao natao ho an' ny ankizivavy kely Kilalao amin' ny hevitra an' ohatra: Tian' ny Ntaolo ny manao tsilaolaon-teny, toy ny hoe: "Nitady tombony ka natombiny" (Tsara homarihina ny mahasamy hafa ny lalao, kilalao ary tsilaolao. Ny lalao dia teny ilazana fanarian-dia sy fialam-boly: Lalao tian' ny Merina fahiny ny daka na diamanga; ny kilalao: zavatra entina milalao na miala voly: Kilalao tian' ny ankizilahy ny kanety; tsilaolao: enti-milaza kilalao madinika na lalao amin' ny hevitra an' ohatra araka ny voalaza etsy ambony) |
Ohatra |
4 [2.48] izay olona te hizaha tsilaolao tsara izao andro anaovany Kelimalaza kilalao |
Voambolana |
5 Kilalao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |