Teny iditra tsilemita
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana bibikely mivelona any anaty rano, mifandraidraika amin' ny tsikovoka [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra amboakelindrano

2011/04/05