Teny iditra tsimamindrahehitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely fahita ambany tsihy
¶ Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra tsimamindrahehitra (tsy, findra, hehitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre). Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. Probablement une espèce à graines très adhérentes. Peut être un Cosmos très envahissant. Ce nom ne semble plus en usage. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17