|
|
|
|

Teny iditra1  tsimbalivaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#989] Valim-bonoana
4  [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana
Ohatra  5  [2.285#] Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly.
6  [2.606#] Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta.
Fototeny  7  valy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26