|
|
|
|

Teny iditra1  tsimbalivaly
Fototeny  2  valy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#989] Valim-bonoana
5  [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana
Ohatra  6  Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly. [2.285#]
7  Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16