Teny iditra Tsimihety
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nom d'une population du nord-est et oues [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

2018/01/07