Teny iditra | 1 Tsimihety |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] nom d'une population du nord-est et ouest de Madagascar (villes principales: Mandritsara, Antsohihy, Antalaha) |
Voambolana |
5 Tantara: firenena |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Tenim-pirenenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |