Teny iditra tsimikatona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haban-tanana, firavaka fanao amin' ny hato-tanana izay tsy mihaona ny tendrony roa
Mitovy hevitra: fehin-tanana ~ haba ~ hidivava ~ hosina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31