Teny iditra tsimontsimona
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay joyeux, content, dont l'extérieur est riant [Abinal 1888]
Endriteny 
tsimontsimona
tsimontsimon'
Tsipelina hafa 
Ohatra Marina ê! hoy izy, nanao tsimontsimon' olona mila toky [Andraina: I Vola, takila 28]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31