Teny iditra tsinana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana afak' omaly ny volana ka efa hita kely anio [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy at the new moon phase [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la nouvelle lune [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/02