|
|
|
|

Teny iditra1  tsinatsinaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fibontsin' ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka).
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] protubérance du ventre
Fototeny  5  tsinaka
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  7  tsinaka

Fivaditsoratra  8  antsaintsika, iantsantsika, intsakitsana, nasintatsika, tsinatsinaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21