Teny iditra | 1 tsindriana |
Fototeny | 2 tsindry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tsindriana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |