Teny iditra | tsindroana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana zavatra tsisy filaharana fa mbetika atsy mbetika aroa, tsiroaroa. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de pousser, de faire, de prendre sans aucun ordre ici et là [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | atsindrona, tsindroana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |