|
|
|
|

Teny iditra1  tsindrona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the act of pricking
a hypodermic injection
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de piquer
piqûre de médicament
Voambolana  6  Fahasalamana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  atsindron, nandrotsy, natsindro, tsindrano, Tsindrano, tsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08