|
|
|
|

Teny iditra1  tsindronina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra
Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly
Fototeny  4  tsindrona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  itsindronan, natsindrony, nitsindrona, notsindrian, tsindroanin, tsindronina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21