Teny iditra | 1 tsindry ladina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] marcotage par couchage 5 [1.196] Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. Vient de tsindry : pression, contrainte. |
Voambolana |
6 Toe-karena: fambolena |
Singan-teny | 7 tsindry, ladina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |