Teny iditra tsingarangadona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ohatra Tsingarangadona fa nidona
valalanamboa fa nitsipika
[Fox: Hainteny, laharana 409]

2013/07/28