|
|
|
|

Teny iditra1  tsingim-body
Fototeny  2  tsingy, vody
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilay nofo mivohitra sy mitokana kely toy ny kambo amin' ny vodiakoho na vodivorona
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07