|
|
|
|

Teny iditra1  tsinginina
Fototeny  2  tsingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  natsinginy, nitsingina, tsinginany, tsinginina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20